Teny iditra | itsia | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] iry [1.78] | |
[Bara] ity (zavatra tondroina) [1.78] | ||
[Tanala] ity [1.78] | ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Teny iditra | itsia | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Izao ankehitriny izao [1.78] | |
Fivaditsoratra | asity, Itasy, itsia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |