|
|
|
|

Teny iditra itso
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Maley hijaw; Jav. ijo; Day. hijaw; Bis. hilao : sady milaza sora-javatra ireo no milaza hoe koa manta, toy ny voankazo mbola tsy masaka ka maitso [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Voir maitso [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11