| Teny iditra | 1 ivalozana |
| Fototeny | 2 valo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be repented of
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 dont on se repent
[1.8] |
| Ohatra |
10 ivalozako ny hadisoako rehetra (Je me repens de toutes mes fautes)
[1.3#807]
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ivalozana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|