|
|
|
|

Teny iditra 1  ivavahana
Fototeny  2 vavaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be prayed to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui on prie [1.8]
Ohatra  10  Andriamanitra irery no azo ivavahana (On ne doit adorer que Dieu) [1.3#820]
11  Fa moa izay tsy misy ny razana no ivavahana, sa izay misy azy? [2.48#637]
12  Ny Vazimba : razana ivavahana sy angatahan-tsodrano sy fitahiana. [2.508#33]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21