| Teny iditra | 1 vavaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 prayer
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration
[1.3#820] 17 prière; voeu, bénédiction [1.8] |
| Ohatra |
18 Narahany vavaka ny fandevenana ireny
[2.245#34]
19 Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285#49] 20 vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720] 21 Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4#115] |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe vavaka |
| Lahatsoratra | 23 Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana) |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|