Teny iditra ivoasana (vofy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Nahagaga ny toetr' aretin-dRabery mivady fa mitovy tsy misy ivoasana. [2.499]
2Mitovy tsy misy ivoasana amin' izany koa ny fomba fanomezana lahazoan-dàlana. [2.114]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ivoasana, ivoasako, ivoasanao, ivoasany, ivoasantsika, ivoasanay, ivoasanareo, ivoasan', ivoasan-, ivoasam-, ivoasa-
Ny lasa : nivoasana, nivoasako, nivoasanao, nivoasany, nivoasantsika, nivoasanay, nivoasanareo, nivoasan', nivoasan-, nivoasam-, nivoasa-
Ny hoavy : hivoasana, hivoasako, hivoasanao, hivoasany, hivoasantsika, hivoasanay, hivoasanareo, hivoasan', hivoasan-, hivoasam-, hivoasa-
Filaza mandidy : ivoasy
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/14