Teny iditra | 1 ivokisana |
Fototeny | 2 voky |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#849] |
Ohatra |
6 Raha avy izay fotoana efa tokony mba hananan-dRatovonarivo tokantrano, dia nidinika tamin' ny loholona sy ny an-driambaventy teto amin' ny fanjakana izahay, fa tsy nanao soa am-po na nanao sitraka ivokisana; [2.587#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 ivokisana, voasikina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |