|
|
|
|

Teny iditra 1  voky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  27 Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
28 Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
29 Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 filled, satiated, satisfied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 rassasié, satisfait [1.3#849, 1.8]
32 qui en a assez
33 comblé de richesses [1.3#849]
Ohatra  34  mbola tsy nifamahana ka voky? [2.131]
35  Homàna fa izahay efa voky. [2.472#175]
Mpanahaka  36  afa, 37  afa, 38  boboka, 39  feno, 40  miatiaty
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how voky
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  43 viko, voky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22