|
|
|
|

Teny iditra 1  ivoriana
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#860]
Ohatra  8  Ao an-tranon' ny lohampoko mpitankazomanga no ivoriana. [2.606#170]
9  ary rehefa avy teo dia samy namonjy izay trano alehany indray aloha, rehefa nifamotoana ivoriana indray. [2.588#]
10  Tonga tany an-tany ivoriana, niakanjo lobaka nisoratsoratra, notronin' ny lehiben' ny tanà-na rehetra, izy. [2.270#101]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21