|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : ivoriana

Ohabolana 1Tsy hita hanaovana, hoatry ny ondry kely sarak' andro : avela an-tanàna, ivorian' ny lalitra ; entina an-tsaha, iangonan' ny tsipolitra. [2.415]
Tsy hita hanaovana, ohatra ny ondrikely sarak’ andro: avela an-tanana, ivorian’ ny lalitra; entina an-tsaha, iangonan’ ny tsipolitra. [2.653]
Tsy hita izay hanaovana azy, ohatra ny ondry kely sarak' andro : avela an-tanàna ivorian' ny lalitra, aidina an-tsaha, iangonan' ny tsipolitra. [2.558]
Dikanteny frantsayUne personne dont on ne sait pas quoi faire, c' est comme l' agneau que la mère n'allaite plus que le soir : si on le laisse à l' étable, il est couvert de mouches ; si on le conduit aux champs, il est couvert de graines de bident. [2.415 #3990]
Fanazavana frantsaySe disait des bons à rien. [2.415 #3990]

Fizahan-teny