|
|
|
|

Teny iditra 1  ivy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tsiranorano teraka ho azy ao anaty vava ka mahamora ny fitsakoana ny hanina sy ny fitelemana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 saliva [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 salive [1.8, 1.13]
9 bave [1.8]
Voambolana  10  Haiaina
Mpanahaka  11  rora
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe ivy
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22