|
|
|
|

Teny iditra 1  rora
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 spittle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 salive, crachin [1.8]
Ohatra  17  na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [2.470#147]
Mpanahaka  18  ivy, 19  ranivy
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe rora
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21