Teny iditra izarana (zara)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472]
2Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia izarana tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : izarana, izarako, izaranao, izarany, izarantsika, izaranay, izaranareo, izaran', izaran-, izaram-, izara-
Ny lasa : nizarana, nizarako, nizaranao, nizarany, nizarantsika, nizaranay, nizaranareo, nizaran', nizaran-, nizaram-, nizara-
Ny hoavy : hizarana, hizarako, hizaranao, hizarany, hizarantsika, hizaranay, hizaranareo, hizaran', hizaran-, hizaram-, hizara-
Filaza mandidy : izarao
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra izarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Cimetière des ministres sakalava [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20