Teny iditra jabora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia
Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Beef tallow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Suif. [1.19]
 Suif [1.8]
Fanazavàna teny malagasy Menaka azo avy amin'ny biby [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Graisse, suif [1.13]
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra jabora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana hala maitsomaitso [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31