|
|
|
|

Teny iditra 1  jadonana
Fototeny  2 jadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo
9 Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Sur quoi on plante, on fiche quelque chose: Nojadonany ny lefona ny kibon’ ny fahavalo (Il planta sa lance dans le ventre de l’ennemi)
11 figuré: sur qui on exerce le despotisme [1.3#289]

Fivaditsoratra  12 andanjao, jadonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19