|
|
|
|

Teny iditra 1  jaingijaingy
Fototeny  2 jaingy
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera
8 Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [1.1]
Tovy hevitra  9 jaingy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22