Teny iditra (1/2) | 1 jako |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lava manify mitezotezo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 5 jakojako |
Teny iditra (2/2) | 6 jako |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Karazam-biby lehibe manakaiky ny olombelona eo amin' ny rafitry ny tenany, izay feno volo maniry Enti-milaza olona faran' izay ratsy tarehy |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] a monkey (African) |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.54] singe 11 [1.8] singe (africain) |
Voambolana |
12 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 13 rajako |
Fivaditsoratra | 14 jako, koja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |