|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rajako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy
Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] see Jako
5  [1.7] a monkey (African)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54] singe
7  [1.8] singe (africain)
Voambolana  8  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  9  jako
Lahatsoratra  10  Randzavola: rajako ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)11  rajako
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13  [2.233] Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri)
Fanazavàna teny frantsay  14  [2.233] propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri)
Voambolana  15  Haibiby: mampinono
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10