Teny iditra (1/6) | 1 Jakoba |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.38#432] Jakoba Patriarka. Zanak’ i Isaka sy Rebeka ary zandrin’ i Esao izy ; ary kambana izy mirahalahy... |
Voambolana |
4 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 5 Toko sy andininy momba Jakoba |
Lahatsoratra |
6 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/6) | 7 Jakoba |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.38#435] Jakoba Apostoly. Zanak’ i Zebedio izy, ary isan’ ny Apostoly 12 lahy. Zokin’ i Jaona izy... |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [2.996] James, the son of Zebedee |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [2.996] Jacques, fils de Zébédée |
Ohatra |
12 Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [2.996] |
Voambolana |
13 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 14 Toko sy andininy momba Jakoba |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (3/6) | 16 Jakoba |
Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.38#432] Jakoba zanak' i Alfeo (angamba Klopasy). Tokony ho izy no ilay atao hoe "Jakoba Kely" (Mar. 15. 40) ... |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [3.1] James, the son of Alphaeus |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [3.1] Jacques, fils d'Alphée |
Voambolana |
21 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 22 Toko sy andininy momba Jakoba |
Lahatsoratra |
23 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (4/6) | 24 Jakoba |
Sokajin-teny | 25 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.38#432] Jakoba rahalahin' ny Tompo... |
Voambolana |
27 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28 Toko sy andininy momba Jakoba |
Lahatsoratra |
29 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (5/6) | 30 Jakoba |
Sokajin-teny | 31 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.38#432] Jakoba rain' i Jodasy (tsy Iskariota). Tsy misy fantatra ny aminy, afa-tsy izay voalaza amin’ ny teny indraim-bava ao amin’ ny Lio 6. 16. |
Voambolana |
33 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 34 Toko sy andininy momba Jakoba |
Lahatsoratra |
35 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (6/6) | 36 Jakoba |
Sokajin-teny | 37 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
38 [1.38#436] Epistily nosoratan' i Jakoba |
Fanazavàna teny anglisy |
39 [3.1] Letter of James |
Fanazavàna teny frantsay |
40 [3.1] Epitre de Saint Jacques |
Voambolana |
41 Soratra Masina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |