|
|
|
|

Teny iditra 1  jamba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 blind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 aveugle [1.8]
Ohatra  24  Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba. [2.69#197]
25  Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356#45]
26  Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4#78]
Voambolana  27  Fahasalamana
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe jamba
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  30 Randzavola: jamba ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21