|
|
|
|

Teny iditra 1  jambena
Fototeny  2 jamba
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra
14 Azon' ny fahasahiranana mafy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 temporarily blinded or dazzled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 ébloui; qui a les yeux troubles [1.8]
17 aveuglé, avoir les yeux troubles [1.5]
Ohatra  18  Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [2.472#54]
19  Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [1.369#]
Tovy hevitra  20 jemby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22