|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  jijy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tsimihety] Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra [1.1]

Teny iditra (2/4) 4  jijy
Sokajin-teny  5  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe jijy

Teny iditra (3/4) 9  jijy
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka
14 Fanaovana na fandaniana tsikelikely
15 Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsara [1.1]

Teny iditra (4/4) 16  jijy
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [Bara] miandry elabe [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19