|
|
|
|

Teny iditra 1  jinjaina
Fototeny  2 jinja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
9 Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be reaped, to be cut down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on coupe, qu'on moissonne [1.3#296, 1.8]
12 qu'on récolte [1.3#296]
Ohatra  13  Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina. [2.508#385]
14  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472#21]
Tsipelina hafa  15 jinjana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 ijinjana, jinjaina, 18 njainjay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22