|
|
|
|

Teny iditra 1  jinjana
Fototeny  2 jinja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
9 Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on coupe, qu'on moissonne [1.3#296]
Ohatra  11  Dia hoy ny ntaolo raha mananatra : "Manetsa vary mahalana, ny atao ihany no jinjana. [1.316#70]
12  Fa rehefa azo jinjana|jinjany izy, dia jinjana|jinjany miaraka amin' izay, fa efa tonga ny fararano. [2.996]
Tsipelina hafa  13 jinjaina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 anjinja, 16 janjiña, jinjana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22