Teny iditra |
jio
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rôdeur, vagabond, vaurien [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
jio
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Vakim-bilana fakana afo [1.78]
|
|
Teny iditra |
jio
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Fragment, têt, tesson. [1.19]
|
|