|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jobonina
Fototeny  2  jobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fantenana, fidina: olona notsongaina tao anatin' ny zato ianao, nojobonina tao anatin' ny arivo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  joboñina
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Fahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  12  varices. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  13  jobonona

Fivaditsoratra  14  jobonina, joboñina, jobonina, joboñina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05