|
|
|
|

Teny iditra1  joko tsoriaka mahasambo-kary
Singan-teny  2  joko, tsoriaka, mahasambotra, kary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy
Ohatra  5  Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07