Teny iditra (1/2) | 1 kary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a thief |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415] Se disait des gens madrés 6 [1.8] voleur |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Teny iditra (2/2) | 16 kary |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Saka dia |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.7] a wild cat 20 [3.1] See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.54, 2.415, 1.8, 4.22] chat sauvage 22 [4.22] Felis lybica ocreata |
Ohatra |
23 dia nanontany ny kary ny alika hoe: [2.69] |
Voambolana |
24 Haibiby: mampinono |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny kary io |
Fivaditsoratra | 38 kary, kira, -kira, rika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |