|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  jolo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 ilay mandroso amin' ny kasikety mba hiaro ny maso na ny handrina amin' ny masoandro; izay rehetra mandroso amin' ny tenan-javatra iray, na lakana na samba, ets... [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe jolo

Teny iditra (2/2) 9  jolo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. [1.19]
Voambolana  12  Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  jolo, 13 lojo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19