|
|
|
|

Teny iditra 1  jonoina
Fototeny  2 jono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany [1.1]

Fivaditsoratra  9 anjonoy, jonoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04