Teny iditra | 1 joria |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy |
Mpanahaka | 4 sikidy |
Kamban-teny |
|
Teny nalaina | 6 Soratra misy io teny joria io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |