Teny iditra | kabarin-tsahona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fimenomenonana befahatany sady tsy misy fiafarany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Kabary des grenouilles ; dispute, discussion bruyante et sans fin [1.3] | |
Singan-teny | kabary ; sahona | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kabarin-tsahona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |