|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kabary
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay
18 Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary?
19 Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay
20 Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary?
21 Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1]
22 lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  23 A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2]
24 a palaver, a public discourse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 Discours public [1.3, 1.8]
26 proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3]
27 palabre [1.8]
28 discours [1.13]
Ohatra  29  Vita eo ny kabary. [2.245#]
30  Vao izay vao mamaky kabary; [2.508#]
31  Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488#]
Voambolana  32  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  33 volana@mg.n
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny hoe kabary
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  36  Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/2) 37  kabary
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny malagasy  39 [Sihanaka] anton-dia, sahabo [1.78]

Fivaditsoratra  40 baraky, 41 barika, kabary, 42 kabira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22