Teny iditra | kabedy (bedy) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny dridralava fananarana na fanakianana; fimenomenonana tsy misy farany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Paroles sans fin; remontrances, réprimandes sans fin [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | kabesoka | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | bedika, debaky, kabedy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |