Teny iditra kabesoka (vesoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Levilevy atao haniniana tsy misy fijanonana; fananarana am-pimenomenonana maharitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme kabedy, mais moins usité [1.3]
Tovy hevitra kabedy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08