|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kaboka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  Creux, enfoncé, vide, spongieux, poreux, se dit des fruits et des tubercules des légumes [1.3]
4  Flasque, débile, quelqu'un qui n'a pas d'idées [1.3]
5  Même sens que kaboaka [1.196]
Tsipelina hafa  6  kaboaka, kaboakaty, kabokaty

Teny iditra (2/3)7  kaboka
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  10  Jereo angongo [1.1]

Teny iditra (3/3)11  kaboka
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny malagasy  14  Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra, izay maimay sy miempaka mihitsy. Anaran-kafa ilazana ny kaboka eran'ny Nosy: folitra, akangarano, montaka, voakanga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  Nom générique des arbres et arbustes fournissant un latex ne renfermant pas de caoutchouc mais susceptible de servir de glu. Ce sont, suivant les dialectes : [1.196]
16  Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et Rauvolfia obtusiflora DC. (Apocynaceae) ; [1.196]
17  Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et plus rarement Roupellina boivini (Baill.) Pichon (Apocynaceae) ; [1.196]
18  Voacanga thouarsii R. & Sch. mais aussi Pandaca arborescens (Pichon) Markgr. ined.; Pandaca anisophylla (Pichon) Markgr. et Muntafara sessiliflora (Baker) Pichon (Apocynaceae) [1.196]
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22  bakoka, bokaka, kaboka, kobaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31