Teny iditra (1/3) | 1 kaboaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy misy voany ao anatiny, poaka aty maivan-tsaina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Creux, enfoncé, vide, spongieux, poreux, se dit des fruits et des tubercules des légumes 5 fig. flasque, débile, quelqu'un qui n'a pas d'idées [1.3] 6 (toute l'île) (racine poaka : vide). Se dit des fruits et des tubercules qui sont spongieux, vides, trop secs, comme certaines oranges, certaines patates, etc. [1.196] |
Tsipelina hafa | 7 kaboakaty, kaboka, kabokaty |
Teny iditra (2/3) | 8 kaboaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 coupe, gobelet. § kapòaka. [Tankarana]
[1.19] |
Teny iditra (3/3) | 11 kaboaka |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
14 du français « kapok » (sakalava) Ceiba pentandra (L.) Gaertn. (Malvaceae). Introduit et cultivé ; parfois naturalisé sur la côte Ouest. Les fibres entourant les graines fournissent le « kapok ». Les graines oléagineuses peuvent fournir 20-25% d'une bonne matière grasse alimentaire. Elles sont rarement exploitées. [1.196] |
Tsipelina hafa | 15 kapoaka |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 17 akobaka, kaboaka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/05/21 |