Teny iditra 1/3 | kaboka | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny frantsay | Creux, enfoncé, vide, spongieux, poreux, se dit des fruits et des tubercules des légumes Flasque, débile, quelqu'un qui n'a pas d'idées [1.3] | ||
Même sens que kaboaka [1.196] | |||
Tsipelina hafa | kaboaka ~ kaboakaty ~ kabokaty | ||
Teny iditra 2/3 | kaboka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Jereo angongo [1.1] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Teny iditra 3/3 | kaboka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra, izay maimay sy miempaka mihitsy. Anaran-kafa ilazana ny kaboka eran'ny Nosy: folitra, akangarano, montaka, voakanga [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Nom générique des arbres et arbustes fournissant un latex ne renfermant pas de caoutchouc mais susceptible de servir de glu. Ce sont, suivant les dialectes : [Tankarana] Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et Rauvolfia obtusiflora DC. (Apocynaceae) ; [Bara, Sakalava, Tsimihety] Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et plus rarement Roupellina boivini (Baill.) Pichon (Apocynaceae) ; [Betsimisaraka] Voacanga thouarsii R. & Sch. mais aussi Pandaca arborescens (Pichon) Markgr. ined.; Pandaca anisophylla (Pichon) Markgr. et Muntafara sessiliflora (Baker) Pichon (Apocynaceae) [1.196] | ||
Anarana siantifika | Muntafara sessiliflora, Pandaca anisophylla, Rauvolfia obtusiflora, Voacanga thouarsii | ||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Fivaditsoratra | bakoka, bokaka, kaboka, kobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |