Teny iditra | 1 kaikitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fiketohana, famelezana amin' ny nify: Ny kaikitry ny amboakely tiana no tsy tanty [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a bite, a sting [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 morsure, coup de dent [1.8] 11 morsure [1.13] |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny kaikitra io |
Fivaditsoratra | 13 akikitra, kaikitra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |