Teny iditra | kinaikitra (kaikitra) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | Nokaikerina, voakaikitra: Nokinaikitry ny biby ny tanan' itỳ zaza [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mordu, piqué [1.3] | |
Tovy hevitra | kinaikitra | |
Fivaditsoratra | kinaikitra, kirikitaña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |