|
|
|
|

Teny iditra 1  kakana
Fototeny  2 kaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana kakany: Kakao ao ambanin' ny vata [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to have a wedge put in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on cale [1.8]

Fivaditsoratra  kakana, 11 kanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19