Teny iditra (1/3) | 1 kaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra atao anelanelan' ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana azy: Asio kakany ity latabatra ity fa mitoletsy Sombin-kanina kely tafasitrika anelanelan' ny nify |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a wedge; something stuck between the teeth |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] cale, coin; parcelles de nourriture prises entre les dents |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 tsikalana |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny kaka io |
Teny iditra (2/3) | 13 kaka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.19] [Tankarana]
panaris. |
Voambolana |
16 Fahasalamana |
Teny iditra (3/3) | 17 kaka |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Sihanaka]
biby |
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 22 akak, kaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |