Teny iditra | kakazo (hazo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Hazo [1.1] | |||
[Sihanaka, Tambahoaka] Hazo [1.78] | ||||
Hazo efa tapaka [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Bois [1.13] | |||
(de hazo : arbre ou bois). Deux sens suivant les dialectes :
[Merina] Bois mort, récolté comme combustible. [Betsimisaraka] Bois d'oeuvre, en grume mais déjà sec. [1.196] | ||||
Ohatra | Voatery nampiasa fitaovana toy ny kakazo marani-doha hiasana ny tany izy ireo.
[2.445] | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kakazo io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |