Teny iditra hazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana itambaran' ireo zavamaniry misy tahony vaventy sy makadiry: Betsaka ny hazo fa ny hazo fihinam-boa no tiako indrindra
Mafy tsy azo alefitra, mahia kaozatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tree or shrub; wood of all kinds
Fig. hard. [mal. Kayu.] [1.2]
 A tree; wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bois [1.8, 1.13]
 Un arbre [1.8]
 Arbre [1.13]
 (toute l'île) (du dayak, kayu, batak, hayu, etc. ; on peut trouver des mots voisins dans toutes les langues malago-polynésiennes). Nom générique des arbres et des bois qu'on en tire ; par extension tout ce qui est dur : exemple hazon-damosina (de lamosina : le dos) : la colonne vertébrale. Mot souvent employé en composition : hazo-fotsy , mitsangan-kazo-fotsy, hazo-lahy, hazo-manga. Nous écrivons ces mots composés avec un trait d'union tandis que nous écrirons en un seul mot les noms propres à une ou plusieurs espèces végétales. Le mot hazo se rencontre aussi dans de très nombreux noms de localités. [1.196]
Ohatra 
1Indro ilay trano eo anaty hazo, mangina [2.499]
2Avy eo, nisisika teny an' elanelan' ny hazo izy [2.117]
3Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina [2.857]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : hazo, hazoko, hazonao, hazony, hazontsika, hazonay, hazonareo, hazon', hazon-, hazom-
Tovonana : -kazo, -kazoko, -kazonao, -kazony, -kazontsika, -kazonay, -kazonareo, -kazon', -kazon-, -kazom-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ampahany hoditra, rantsankazo, ravina, vatana
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20