|
|
|
|

Teny iditra1  kalamavo
Singan-teny  2  kala, mavo
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haizavamaniry: anana
Fanazavàna teny malagasy  5  Anaram-bomanga mavo ny hodiny [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de kala : la belle petite et mavo : jaune). Nom d'une variété de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae), à peau jaune. Elle est riche en provitamine A (carotène), contrairement aux variétés blanches ou rouges qui en sont dépourvues. [Betsileo] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  8  kalamavo, volamaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09