|
|
|
|

Teny iditra1  kalamena
Singan-teny  2  kala, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] [Betsileo] Anaram-bomanga mavokely na mena ny hodiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de kala : la belle petite et mena : rouge). Nom donné aux variétés de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) à peau rose ou rouge. Celles qui ont les plus gros tubercules sont souvent utilisées aussi comme fourragères ; pour la nourriture des animaux de basse-cour notamment. [Betsileo]
Voambolana  6  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  7  kalamavo, kalamongo, kalanoro, kalavory
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  kalamena, manalake, mañalake, manelaka, nalemaka, namelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08