Teny iditra | 1 kalesy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a horse-drawn carriage; a railroad carriage |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] calèche; wagon de chemin de fer 6 [1.13] calèche, voiture, chariot |
Ohatra |
7 Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#] 8 rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#] 9 Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#] |
Voambolana |
10 Fitaterana |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
16 Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 17 kalesy, selika, silake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |