Teny iditra | 1 kalita |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina milaza ny mpandaingalainga sy fetsifetsy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] jocular and deceitful |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] bon copain blagueur |
Fototeny | 6 lita |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 kapotsaka, fetsy, be gararo |
Fivaditsoratra | 13 kalita, takila, talaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |