|
|
|
|

Teny iditra1  kalo sisika
Singan-teny  2  kalo, sisika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny angesongeson' ny mpihira manampy angolangola eny anelanelan' ny fitohizan' ny hira eny na eny afovoan' ny feon-kira
Voambolana  5  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07