|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hira madinika fanao raha malahelohelo, mahatsiaro ny ela sy mitantara ny lasa.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a melancholy song or chant
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] chanson mélancolique, complainte
Ohatra  6  Andeha isika, andriamatoa, hihaino kalo any Ambatomiantendro [2.48]
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny kalo io

Teny iditra (2/3)19  kalo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.19] [Tankarana] fille

Teny iditra (3/3)22  kalo
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Bara] takalo, vidy

Fivaditsoratra  25  alok, kalo, kola, kolà, lako, loka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08